| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : Tankay
|
|
|
| Ohabolana 1 | Antakay milañona: tsy ialam-potsy maso. [2.165]
Antankay milanona, tsy ialam-potsi-maso. [1.147 #A75]
|
| Fanazavana malagasy | Antankay mivory tsy ialan' izay fotsy maso. Ny mikapo-bary eny am-pamoloana no dia mahafotsy ny mason' ny ankabeazan' ny Antankay (Bezanozano). Saiky fotsy maso an' ila avokoa ny ankamaroan' izy ireny. [2.165]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Tsy Tankay aho ka tsy hahalala dian-dambo. [1.1]
|
| Fanazavana malagasy | Olona mahalala ny ataoko aho. [1.1]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|