|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : petahana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Galona sy lopotra : tafaray samy meva. [2.558]
Lopotra nopetahan-galona, tafaray samy soa. [2.653 #1382] Lopotra sy galona, ka tafaray samy soa. [2.558 #1812] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|