|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mpamaky | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mpamaky akotry. [2.415 #5395] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | L' homme rusé et égoïste sait ouvrir un grain riz et en tirer quelque chose. [2.415 #5395] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Raraka ivy alohan' ny mpamaky voasary. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Mientana iray ihany eo anoloan' ny zavatra iray nefa ny olona voakasiny akaiky aza tsy mbola miraika akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|