| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : maneva
|
|
|
| Ohabolana 1 | Ataovy roa ny sanga : izay maneva indao milanona. [1.147 #A108]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Maneva ny andilam-polaka ny vary lavo. [1.147 #M56]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Tadinin' aomby : amorisana vao maneva. [1.147 #T4]
|
|
|
| Ohabolana 4 | Raha mandritika ahy, mba ritihiko, raha maneva ahy, mba evaiko [1.3 #537]
|
| Dikanteny frantsay | Celui qui m'honore, je l'honorerai, celui qui me méprise, je le mépriserai [1.3 #537]
|
| Fanazavana frantsay | Ce n'est que dans ce proverbe qu'on trouve mandritika et maneva employé dans ce sens [1.3 #537]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|