|
|
|
|
Fizahan-teny
Aa
Bb
Dd
Ee
Ff
Gg
Hh
Ii
Jj
Kk
Ll
Mm
Nn
Oo
Pp
Rr
Ss
Tt
Vv
Zz
Ohabolana misy ny teny hoe :
manañina
Ohabolana 1
Mananina
tsy
amian-tondro.
[
1.147
#M29]
Manañina
tsy azo
amian-tondro.
[
2.165
]
Fanazavana malagasy
Habokana tsy ananan-drantsan-tanana.
[
2.165
]
Ohabolana 2
Ohatra fa tsy
mananina
.
[
1.147
#O19]
Ohabolana 3
Tomitsika ny
tombotay,
mandihy
ny
mananina
: izay tsy mbola naniny miesora akany.
[
1.147
#T102]
Fizahan-teny
Aa
Bb
Dd
Ee
Ff
Gg
Hh
Ii
Jj
Kk
Ll
Mm
Nn
Oo
Pp
Rr
Ss
Tt
Vv
Zz