|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mahanika | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Akanga reraka, ka tsy mahanika ny avo intsony. [2.415 #2578, 2.653 #33, 2.165]
Akanga reraka tsy mahasidina ambony. [1.1 #828] Akanga reraka tsy mahasidina avo. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny tsy fahafahana manao zavatra noho ny harerahana. [1.1 #828]
Ilazana ny akanga tsy afa-manidina avo noho ny hanoanana. [1.1 #828] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Gens déchus sont comme la pintade épuisée qui ne peut plus gravir les hauteurs. [2.415]
Une pintade fatiguée: elle ne peut plus monter sur les arbres ou rochers hauts. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait de toutes les déchéances. [2.415 #2578] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|