|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mahangoly | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ny tsiny tsy mba mivongovongo tahaka ny rahona, fa misokosoko tahaka ny fanala, tsy hita ka mahangoly. [2.653 #2456, 2.974 #275]
Ny tsiny tsy mba mivongovongo tahaky ny rahona, fa misokosoko tahaky ny fanala, tsy hita ka mahangoly. [2.415 #6432] Ny tsiny tsy mivongovongo ohatra ny rahona, fa misokosoko toy ny fanala, nefa mahangoly. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Les blâmes secrets ne s’amoncellent pas en flocons comme les nuages; ils s’insinuent comme le froid : vous n'apercevez rien, et vous voilà transi. [2.974 #275]
Le sentiment de la culpabilité, cela ne se montre pas comme un amas de nuages, mais cela vient comme de la gelée blanche qu' on ne voit pas et qui engourdit. [2.415 #6432] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|