| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : asisika
|
|
|
| Ohabolana 1 | Fa ny iray sotro asisika, ary ny iray nila voa tsy ary. [2.653 #877]
Ny iray sotro asisika, ary ny iray mila voatsiary. [2.415 #1223]
|
| Dikanteny frantsay | L' un est agaçant comme la cuiller qui repique sans cesse dans le plat, l' autre est exigeant au point de vouloir des fruits qui n' ont jamais existé. [2.415 #1223]
|
| Fanazavana frantsay | Se disait des ménages en désaccord continuel. [2.415 #1223]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Sotro asisika. [2.415 #6383]
|
| Dikanteny frantsay | L' obstiné est comme une cuiller qu' on enfonce toujours. [2.415 #6383]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|