|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : anoina | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ny tsy anoina no anoina. [1.62, 2.415 #3055, 1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Ny tsy tokony hatao no atao; tsy milaza ny tokony holazaina. [1.62] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Il fait ce qu' il ne faut pas faire. [2.415 #3055] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|