|
|
|
|
Fikambanana 6 amin' ny teny
mivalana
(#1)
Kamban-teny (6)
1
miandry an-drazaka tsy hivalana
2
mivalam-peo
3
mivalan-drano
4
mivalan-drivotra
5
sady mivalana no miorika
6
tsy mivalam-pa miorika