|
|
|
|
Fikambanana 6 amin' ny teny
mijery
Kamban-teny (6)
1
mijery arina an-tava
2
mijery fandry
3
mijery lamba vaky
4
mijery soratr' omby an-tanàna
5
mijery tavan' olona
6
sady mijery ny ankazony no mandinika ny andalandrambony