|
|
|
|
Fikambanana 10 amin' ny teny
matory
Kamban-teny (9)
1
manao sitraka enti-matory
2
mandry tsy matory
3
matory am-po
4
matory anakampo
5
matory maty
6
matory tsy mifoha
7
matory tsirangaranga
8
saka matory ka alam-bolombava
9
tsy maty tsy akory fa mbola matory
Anaram-biby (1)
10
matoriandro