|
|
|
|
Fikambanana 4 amin' ny teny
mahandro
Kamban-teny (4)
1
mangadihady toy ny vilany nahandroam-patsa
2
nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka
3
toko telo mahamasa-nahandro
4
tsara nahandro ny laoka