|
|
|
|
Fikambanana 14 amin' ny teny
hala
(#2)
Kamban-teny (14)
1
hala-mahatratra
2
hala maina
3
halam-po
4
halan-doto
5
halan' ny vitsika ny siramamy
6
manao fihin-kala
7
manao hala Ikoto fa tian' Ikala
8
manao ny halako bika tsy tiako tarehy
9
manao tombo sy hala
10
manao volo hala
11
manisy tombo sy hala
12
tombo sy hala
13
tsy misy tombo sy hala
14
volo hala
Fikambanana 7 amin' ny teny
hala
(#3)
Kamban-teny (4)
15
fihin-kala
16
odi-hala-boka
17
odi-hala-menavody
18
tranon-kala
Anaram-biby (3)
19
halabe
20
halalavatanana
21
halamenavody