|
|
|
|

Teny iditra1 volo hala
Singan-teny  2volo, 3hala
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5lolom-po, otri-po. [1.1]
Ohatra  6 volohala sy fanendrikendrehana tsy an-drariny izao fiampangana ny sakaiza nitokiako izao, ka raha tsy manana porofo mazava tsara ny mpiampanga dia tsy havelako ho afa-maina izy, satria mpamono olona. [2.643#]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 halavolo, 9 volo hala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02