|
|
|
|

Teny iditra 1  adim-pamantaranandro
Singan-teny  2 ady, 3 famantaranandro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Heure [1.3]
Voambolana  7  Fotoana
Tovy hevitra  8 adiny

Nohavaozina tamin' ny 2026/09/29