Teny iditra | zioga | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | An ox-yoke [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Joug [1.8] | ||||||
Ohatra | Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina.
[2.472] | ||||||
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Ny fihaviany | Frantsay: joug. | ||||||
Tsipelina hafa | jioga | ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: zioga ao amin' ny Baiboly | ||||||
Fivaditsoratra | giazo, zioga |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18 |