Teny iditra |
votre
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Vitsika lehibe [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
votre
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Anareo, areo: Votre pays: ny tanin-drazanareo. Vos biens: ny fanananareo Nao (raha teny entina hanaja olona iray) [1.4]
|
| -nao, -areo [1.9]
|
|
Teny iditra |
vôtre
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny anareo, ny anao: Ma maison et la vôtre: ny tranoko sy ny anareo [1.4]
|
| Ny anao, ny anareo [1.9]
|
|
Teny iditra |
vôtre
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny anareo, ny anao: Voici le vôtre, voilà le nôtre: inty ny anareo, itsy ny anay [1.4]
|
| Ny anao, ny anareo Ny havana aman-tsakaizanareo, ny vazivazinao: Je suis des vôtres: namanareo aho [1.9]
|
|