Teny iditra | vorondra | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Vomanga: Mañano tsirim-borondra ka voho mitsimoke dia miolake (manao tsirim-bomanga ka vao mitsimoka dia miolaka) [1.78] | ||
[Tanosy] voamanga [1.78] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'une herbe aquatique d'après Dandouau. [1.196] | ||
Ohatra | Ary izao koa no anarany : vomanga, ovilava, vihazo, borokay, bokala, batata, vorondra, ambizo, tsomanga.
[1.437] | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |