Teny iditra | voronandrano | ||||
Singan-teny | vorona ; rano | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-borona, toy ny angaka, arosy... mivelona eny amin' ny hetrina; toy izao ny toetoetra manokana ananan' ny voronandrano: fohy ny tongony fa mafy ny hoho amin' ny loha rantsany ary misy hoditra manify mampikambana ny rantsana efatra ho toy ny fivoy [1.1] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |