Teny iditra | vom-pisaka | |
Singan-teny | vona ; fisàka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fibango volo [1.1] | |
Randram-bolo somary hafahafa fa randra nina malakolako ny volo, dia zairina boribory fisaka, an dia mipetapetaka tsy manendrika loatra [2.436] | ||
Voambolana | Fandram-bolo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/09 |