Teny iditra | volomisaona | |
Singan-teny | volo ; misaona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Randram-bolo betsileo fanao rehefa misaona: avala hisarakorako, na miolana kely amin' ny ila sofina roa ny volo [1.1] | |
Voambolana | Fandram-bolo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |