Teny iditra | voavotaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kazo fihinam-boa (Brehmia spinosa) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka, Tankarana] (déformation de voavontaka). Strychnos spinosa Lam. (Loganiaceae). Fruits comestibles. [1.196] | |
Anarana siantifika | Strychnos spinosa | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | voatavoka, voavotaka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05 |