Teny iditra | voanteny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (teny tranainy) Fahaiza-mandaha-teny -- ankehitriny, ampiasaina hilazana ny amboaran' ny teny tsirairay fampiasa, atao koa hoe voambolana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mot [1.13] | |
Voambolana | Haiteny | |
Mpanahaka | voambolana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |