Teny iditra | voankanina (voa, hanina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Mosavy, vorika [1.78] | |
Aretina azo tamin' ny hanina nisy mosavy Tsy fahalevonan-kanina [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Grande indigestion censée caus [...] [tohiny 1.54] | |
Ohatra | Ary ny manehitra, mosavy, voankanina:
[2.48] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny voankanina io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |