Teny iditra | voanadabo (voa, adabo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' aviavimbazaha [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | (de adabo). Fruit du Ficus cocculifolia Baker (Moraceae). Récoltés sur la côte Ouest, mais on les vend jusque sur les marchés d'Imerina. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |