Teny iditra | voabango (bango) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny anglisy | Plaited in the form called bango [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mis en touffes [1.3] | |
Ohatra | Famisavisana ihany anefa izay, fitsikerana ara-tsaina: fa amin'ny tena kabary aman-dahateny, dia mifameno sy mifampiditra avokoa ireo fomba voabango rehetra ireo.
[2.298] | |
Voambolana | Fandram-bolo | |
Tovy hevitra | binango | |
Fivaditsoratra | voabango, voabonga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |