Teny iditra | vinanindrano | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] (vinañin-drano) toerana ihaonan'ny renirano roa lehibe, toerana ihaonan'ny renirano lehibe amin'ny ranomasina [1.78] | |
Fihaonan'ny renirano roa [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Confluent vinanibe, vavarano lehibe: estuaire [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |