Teny iditra | verobe | |
Singan-teny | vero ; be | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny lehibe indrindra amin' ny vero [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (de vero et be : grand). Hyparrhenia cymbaria (L.) Stapf et Hyparrhenia variabilis Stapf (Poaceae). Bonnes fourragères à l'état jeune. [1.196] | |
Anarana siantifika | Hyparrhenia cymbaria, Hyparrhenia variabilis | |
Ohatra | Toy izao no toetoetrany, asesy avy any atsimo : Àmbohipotsy dia vato be mikitrana elanelan' ny verobe lava sy ny kiribitrala famitsaban' ny amboadia.
[1.437] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | berevo, verobe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |