Teny iditra | vatosanga | |
Singan-teny | vato ; sanga | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bato rehefa dorana 150° mivoadrano ary tonga sokay malemy volo na platra [1.1] | |
Vato fanamboarana platira [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Gypse, pierre à plâtre [1.13] | |
Ohatra | Fotoana ela no nipetraka teny ny fianakaviana nivelona tamin' ny fanaovana ny asa ambanimbany tao an-tanàna, na tamin' ny fitrandrahana vatosanga sy ny asa fambolena manaraka ny fizaran-taona.
[1.369] | |
Voambolana | Haibolantany | |
Tovy hevitra | alabaritany | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |