Teny iditra | valanirana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra [1.1] | |
Anarana siantifika | Nuxia capitata | |
Ohatra | Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena;
[2.48] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo ~ Fahasalamana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny valanirana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/08/24 |