Teny iditra | tsipoy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin' ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A kind of partridge [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Perdrix [1.54] | ||
Espèce de perdrix [1.8] | |||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsipoy io | ||
Lahatsoratra | Randzavola: tsipoy ao amin' ny Baiboly | ||
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |