Teny iditra | tsingim-body (tsingy, vody) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilay nofo mivohitra sy mitokana kely toy ny kambo amin' ny vodiakoho na vodivorona [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |