Teny iditra | tsingalapake | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Tsingala, biby key toa moka vaventy miriaria eny ambony rano, izay mety hahafaty na omby aza misotro rano ka mahatelina azy [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |