Teny iditra | tsianaranana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kazo iray izay tsy azo ihinanana betsaka ny voany; tsy azo anaranam-po fa mankarary ny vava [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina] Malzac traduit ce nom : « on ne peut en manger selon son bon plaisir » et ajoute : « Nom d'un arbre dont on mange le fruit, mais en petite quantité ; pris en grande quantité, il fait mal à la bouche ». A. Grandidier traduit « on ne peut s'y abandonner » et ajoute : « fruit comestible mais qui, mangé trop grande quantité, produit mal à la bouche ». C'est probablement un ficus (Moraceae). [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | anasitranana, tsianaranana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |