Teny iditra | tsetra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo kely avy amin' ny fipaikan' ny molotra amin' ny nify ka atao mariky ny alahelo na fangorahana: Tsy ampy ny tsetra tsy arahin' asa [1.1] | |||||||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |