Teny iditra | tsanganolona | |
Singan-teny | tsangana ; olona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin' olona telo mitsangana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | "Où les personnages se tiennent debout" : les pièces de cinq francs de la République française portant sur un côté des images allégoriques de personnes se tenant debout. [2.415] | |
Ohatra | Rehefa izay, dia nakisany teo amin' ny teo amin' ny latabatra teo an-joro firarazana ny seza nipetrahany, nangataka fitaratra izy, natsilaniny teo ambonin' io latabatra io, ary naka vola volafotsy tsanganolona avy any am-paosiny any, najorony kinarinarina teo ambonin' ilay fitaratra.
[2.472] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |