Teny iditra | tsakoahina | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fikainkon' ny hendratrendrany mampisaraka ny tratra sy ny kibo tainpoka ka mahatonga feo hafahafa vokatry ny rivotra mandalo eo amin' ny vavalalan-drivotra: Saiky matetika vokatry ny hatsiaka no mahatonga ny tsakoahina [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Hoquet [1.3] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Teny iditra | tsakoahina | ||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voan' ny tsakoahina: Tsakoahina Ibalita kely [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui a le hoquet [1.3] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21 |