Teny iditra | trohina (troka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sintonina amin' ny orona na vava, amin' ny alalan' ny rivotra: Trohy ny tsoka amin' ity taolana ity fa tsara [1.1] | ||||||||
Voambolana | Haiaina | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny trohina io | ||||||||
Fivaditsoratra | honitra, trohina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |