Teny iditra | tritry | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] Taolan-tehezana, tehezana [1.78] | |||
[Taisaka] Taolan-tehezana [1.78] | ||||
[Bara] Tratra [1.78] | ||||
Ny taolana mifampitohitohy amin' ny hazondamosin' ny olona na ny biby [1.1] | ||||
Taolan-tratra [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Côte [1.13] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | vany | |||
Teny iditra | tritry | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Takiba, ila [1.78] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |