Teny iditra | tokan-tena | |
Singan-teny | tokana ; tena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona irery tsy am-bady tsy an-janaka [1.1] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tokan-tena io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |