Teny iditra | tarondro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Karazana tanalahy [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte] Caméléon [1.405] | |
Ohatra | Ary dia novonoina ny ombelahy efatra, ary nalefa ny tarondro efatr' arivo
[2.69] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |