Teny iditra | tarifa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay tarif] Fampisehoana indray mijery ny vidin' entana na ny ambaratongam-pahalafosan' ny sarandalana na ny hajian-ketra arakaraka ny halehibeny avy [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) | |
Ny fihaviany | Frantsay: tarif. | |
Fivaditsoratra | afatry, afitra, faitra, fatray, ifatra, tarifa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |