Teny iditra | taridrefy | |
Singan-teny | tarika ; refy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba famaritana ny fangitry ny teboka maromaro avy amin'ny fampitampitan-drefy [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cheminement [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: soridrefitany | |
Tovy hevitra | zodrefy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |