Teny iditra | tanimbilona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tany volena ahitra voatokana ho an'ny biby fiompy [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Prairie artificielle, pâturage artificiel [1.13] | |
Teny iditra | tanimbilona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tanimboly ankoatra ny tanimbary [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Champ [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |