Teny iditra | tanalahinala | |
Singan-teny | tanalahy ; ala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana tana lehibe rakotra votsy ary misy sanga toa mandondona ny lohany [1.1] | |
Ohatra | Rahefa injay mitabataba ao an-tsofinao ny fanginan' ny ala, ka mifandimby mitoloko eny an-tendron-kazo ny sahomboraka sy ny tanalahinala.
[2.529] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24 |