Teny iditra | takon-jiro (takona, jiro) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana natao hampidinana ny hazavana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Abat-jour [1.13] | |
Voambolana | Haitao | |
Tovy hevitra | arompitaratra ~ aronjiro ~ fanakonan-kazavana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |