Teny iditra |
tadim-poitra
|
Singan-teny | tady ; foitra |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Hozatra mitarehin-tady, ary mampitohy ny zaza ao an-kibo amin-dreniny eo anelanelan' ny ahitra [1.1]
|
| Lalan-tsakafo mampitohy ny zaza ao am-bohoka amin'ny reniny [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Foitra, the navel.] The navel string. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cordon ombilical [1.13]
|
Ohatra | Nony teraka dia nanatona fatana, ka alohan' ny hankanesana eo: nalevina eo amin' ny varavarambe (Ampamoahana) ny tadimpoitra.
[2.245]
|
Voambolana |
|