Teny iditra | somizo | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza lamba natao tamin' ny kofehy landihazo tahaka ny soga ihany, saingy madinika tsara tenona kokoa [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Calicot [1.3] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||||||
Ny fihaviany | Frantsay: chemise. | ||||||
Tsipelina hafa | somizy | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny somizo io | ||||||
Fivaditsoratra | osmôzy, somizo |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13 |