Teny iditra | somampirà | |
Singan-teny | ra | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Iangonan' ny ra ka mitera-mena: Somampira ny masony noho ny hatezerana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Où le sang afflue, devenu rouge et livide par suite de l'affluence du sang, comme une meurtrissure [1.3] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tsipelina hafa | somampy ra | |
Fivaditsoratra | misompara, somampirà, somampy ra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |